ยซย Fanamafisana ny fiarovana sy fitantanana maharitra ny ala honko ao Atsimo Andrefanaย ยป ๐ฟ
Aires ProtรฉgรฉesEnvironnement


Ho fanamafisana ny fiarovana ny ๐ฎ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ๐ป๐ธ๐ผ ao aminโny ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ dia manamafy hatrany ny fampahafantarana ny tsirairay ny ๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฏ๐ฎ-๐ญ๐ฌ๐ฌ/๐ฎ๐ฌ๐ญ๐ฐ izay ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ๐ป๐ธ๐ผ ny Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy
#๐๐ฅ๐๐๐๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ.



Ny 10 hatraminโny 14 oktobra 2025 teo dia tao aminโny ๐ธ๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ ๐ฆ๐๐ฑ โ ๐๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ง๐ผ๐น๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐๐ โ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ no nanatanterahana izany niaraka taminโny
#CEFToliaraII, ny kaominina
#ManomboSud, ireo Filohanโny Fokontany 4,
#Manombo,
#Fitsitike,
#Tsihake ary
#Andrevo, ny VondronโOlona Ifotony
#VOI ary ny
#๐๐น๐๐ฒ๐ฉ๐ฒ๐ป๐๐๐ฟ๐ฒ๐ izay mpiara-miombonโantoka aminโny fitantanana maharitra ny harena voajanahary an-dranomasina sy amorontsiraka.
Date de publication : 28 octobre 2025