Fambolen-kazo sy Fanentanana ho an’ny Tontolo Iainana tao Ankaramena: Fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Ala


Nohamafisina nandritra ity fambolen-kazo ity ny fanentanana ny rehetra amin’ny tsy maintsy anaovana laharam-pahamehana ny fanaraha-maso ireo zanakazo ireo hiantohana ny fahaveloman’izy ireo.
Date de publication : 27 mars 2025