๐๐ณ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐บ๐ฎ๐๐ผ ๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ต๐ถ๐๐ผ๐ฟ๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฑ๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ

๐๐ฎ๐ฃ๐ข๐ต๐ฐ๐ง๐ฐ๐ต๐ด๐บ,

3 ๐ฅ๐ฆ๐ด๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025


Nanamafy ny fisafoana sy ny fanaraha-maso eny aminโny lalam-pirenena ny ๐ข๐ฃ๐ ๐ฑ๐ฒ๐ ๐๐ฎ๐๐
๐ฒ๐ ๐๐ผ๐ฟ๐ฒฬ๐๐ eto anivonโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#๐ ๐๐๐) hisorohana ny mety hisianโny ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฑ๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ aminโizao vanim-potoana ankatoky ny fety izao izay mampitombo ny fifamezivezenโny fitaterana entana.


Teny aminโny ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐ณ eny
#Ambatofotsy no nanatanteraka izany ny Fitaleavam-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy Analamanga (
#๐๐ฅ๐๐๐๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ), ny alarobia 3 desambra 2025. Narahana fanentanana ny mpitatitra entana mba hanaraka hatrany ny fitsipika mifehy ny fitaterana ny vokatry ny ala.

Ampahatsiahivina hatrany ny tsirairay fa ๐ถ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ. Asaina araka izany isika hanaraka ny fitsipika sy ny fepetra mifehy izany. Raha Mahita tranga tsy fitrandrahana tsy ara-dalร na ny harena voajanahary ianao dia antsoy ny ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ถ๐๐๐ผ ๐ต๐ฑ๐ฑ (๐ฌ๐ฎ๐).
Date de publication : 5 dรฉcembre 2025