𝗛𝗼 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 #𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 #𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗶𝗿𝗼𝗳𝗼, 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗶𝘁𝗮 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮 𝗱𝗼𝗿𝗼 𝗮𝗹𝗮 𝗻𝗮 𝗱𝗼𝗿𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗲𝘁𝘆 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼. Atolory ny mpitandro ny filaminana ireo izay hitanao manao doro ala sy doro tanety satria raran’ny lalàna ny fanaovana izany!! Andao isika hiara hientana hisoroka sy hiady amin’ny afo ! Ho an’ny taranaka!!