๐๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ฉ๐ข๐ท๐ฐ๐ญ๐ข, ย 3 ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025
Nandritra ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป-๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ notanterahina teto Antsahavola anio alatsinainy no fotoana nandraisan’ny mpiara-miasa eto anivonโny Minisiteranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) anโAndriamatoa ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ธ๐ฎ๐ฒฬ๐น ๐ฅ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ ๐๐ก๐. Fotoana ihany koa nizaranโAndriamatoa Minisitra taminโny mpiasa eto anivonโny Minisitera ny ๐๐ฎ๐ป๐ท๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐๐ฒ๐ฟ๐ป๐ฒ๐บ๐ฎ๐ป๐๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ, ka tafiditra ao anatinโizany ny ๐น๐ฎ๐ณ๐ถ๐ป๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ฎ๐น๐ฎ.
Samy naneho ny ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ ๐ต๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ต๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฑ๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ avokoa ny tsirairay eto anivonโny MEDD hahafahana mitondra vokatra azo tsapain-tanana aminโny fitondrana ainga vao aminโny fikajiana ny tontolo iainana sy ny fitantanana maharitra ny harena voajanahary eto Madagasikara ho anโny tombotsoanโny rehetra.



