♻️🏡Toa ireo firenena rehetra manerana izao tontolo izao, Madagasikara dia misedra fanamby goavana mahakasika ny fitantanana ny fako.♻️
♻️📆Ho tanterahina ny 𝟭𝟳 – 𝟭𝟴 𝗮𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟱 izao ao amin’ny 📌𝗛𝗼𝘁𝗲𝗹 𝗖𝗮𝗿𝗹𝘁𝗼𝗻 ny 𝗦𝗮𝗹𝗼𝗻 𝗱𝗲́𝗰𝗵𝗲𝘁𝘀 – 𝗔𝗹𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝘃𝗲 𝗲́𝗰𝗼𝗹𝗼𝗴𝗶𝗾𝘂𝗲 (𝗦𝗗𝗔𝗘) 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿, natao indrindra hifanakalozana traikefa sy fahaiza-manao mahakasika ny 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗱𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗸𝗼.🏡
🗓2 andro ahitantsika 𝗳𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗼 𝗶𝘀𝗮𝗻-𝗸𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝘆, 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗿𝗮𝗻𝘁𝗶𝗮𝗻𝗮, 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝗹𝗼𝘇𝗮𝗻-𝗸𝗲𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮, …
📣‘Ndao hiara-hientana isika hitady vahaolana iombonana hitantanana maharitra ny fako♻️
🏡♻️𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗱𝗶𝗼 𝘀𝘆 𝗺𝗶𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮!🌳
Date de publication : 11 avril 2025

Suivre d'autres actualités