๐๐จ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ฐ ๐ฎ๐ป-๐๐๐ผ๐ธ๐ผ๐๐ผ๐ธ๐ผ : ๐ข๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ ๐๐ฟ๐ฎ-๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ถ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐๐ฎ๐๐ผ
BiodiversitรฉEnvironnement
๐๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ช๐ท๐ฐ, 29 ๐๐ฐ๐ฏ๐ข 2025 โ ๐ฆ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ na ๐๐ณ๐ฐ๐ฑ๐ช๐ต๐ฉ๐ฆ๐ค๐ถ๐ด ๐ค๐ฐ๐ฒ๐ถ๐ฆ๐ณ๐ฆ๐ญ๐ช miisa efatra saika ๐ต๐ฎ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป-๐๐๐ผ๐ธ๐ผ๐๐ผ๐ธ๐ผ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป๐ ๐๐๐ฏ๐ฎ๐ถ no tratra tao aminโny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny 29 jona teo. Lehilahy iray teratany Komorianina mizaka zom-pirenena malagasy sy vehivavy malagasy namany no voasambotra raha saika hiondrana aminโny sidina Emirates EK 708 izy ireo. Tao anaty valizy nentinโizy ireo no nahitana ireo varika ireo.



Vokatry ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐บ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ nataonโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#๐ ๐๐๐) niaraka taminโny ๐ฃ๐ผ๐น๐ถ๐๐ถ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ no nahitam-bokany taminโity fisamborana ity.


Ho fanaraha-maso ny fahasalamany, dia nalefa any aminโny ๐ค๐ฆ๐ฏ๐ต๐ณ๐ฆ ๐ฅ๐ฆ ๐ฅ๐ฆฬ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ต๐ช๐ฐ๐ฏ ๐ข๐จ๐ณ๐ฆฬ๐ฆฬ ireo Sifaka ireo, mialohanโny hamerenana azy any aminโny toeram-ponenany voajanahary. Tombanana ho tao anaty ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟโ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ no nakana ireo varika ireo, izay ny roa aminโizy ireo dia mpianaka.

Miroso aminโny fanadihadiana sy ny fanenjehana ara-pitsarana ny Ministera. Manentana ny rehetra hatrany hanome vaovao aminโny ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ถ๐๐๐ผ ๐ต๐ฑ๐ฑ raha mahita tranga mampiahiahy.
Date de publication : 7 juillet 2025