๐ก ๐๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (#๐๐ฟ๐๐๐/๐๐ฐ๐) ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ ๐ฟ


Tombony lehibe ho anโireo tanora ny nisitrahanโizy ireo fampiofanana manokana mahakasika ny fandraharahana maitso sy manga nandritra ny Foara ErEDD/C4D izay notanterahina ny 13-14 may 2025.

Tanjona tao anatinโizany atrikasa izany ny fampiroboroboana ny fandraisanโandraikitry ny tanora ao anatinโny sehatry ny toekarena maitso sy manga, izay manao laharam-pahamehana hatrany ny fampirindrana fandraharahana sy ny fikajiana ny tontolo iainana sy ny ara-tsosialy.
Date de publication : 16 mai 2025