๐โ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ถ๐บ๐ฏ๐ฎ, ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎโ๐ฟ
Dรฉveloppement durableEnvironnement

๐๐ข๐ณ๐ข๐ฅ๐ฐ๐ง๐ข๐บ, 18 ๐ซ๐ฐ๐ญ๐ข๐บ 2025


Toerana natao fitaratra aminโireo teknika fanarenana ny tany ny ao aminโny Lycรฉe Technique Agricole ao Ampasy Nahampoana โ Faritra Anosy, izay manofana ny mponina eny ifotony aminโireo ๐๐ฒ๐ธ๐ป๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป-๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ sy manohitra ny vokatry ny haintany. Fiaraha-miasa eo aminโny
#MEDD sy ny tetikasa
#MIONJO no nametrahana izao toeram-pampiofanana izao ary tanterahinโny Catholic Relief Services (
#CRS).

Ezahana ny hanapariahana izao fiofanana izao hoy Andriamatoa Minisitra
Max Andonirina Fontaine nandritra ny fitsidihana nataony tao aminโny Lycรฉe Technique Agricole satria dia tsapa fa tena mitondra vokatra azo tsapain-tanana ho anโny vahoaka sy ny ady aminโny fihangazanana sy ny haintany ny fiofanana izay zaraina aminโity toerana ity.
Date de publication : 25 juillet 2025