๐๐ข๐ณ๐ข๐ฅ๐ฐ๐ง๐ข๐บ, 18 ๐ซ๐ฐ๐ญ๐ข๐บ 2025

Eto ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ฑ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ – ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ผฬ๐๐ no anamarihana aminโny fomba ofisialy ny fankalazana ny โ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ ๐ถ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ถ๐ป๐๐ฎ๐ป๐โ.

Nanombohana izany fankalazana izany ny fanentanana maro isan-karazany narahana fampitaovana entina miady aminโny afo izay vokatry ny fiaraha-miasa eo aminโny
#MEDD aminโny tetikasa
#MIONJO. Nisy ihany koa ny fizarana fatana manasoa avy aminโny tetikasa
#MADAVANCE, izay mandray anjara betsaka aminโny fiarovana sy fanenana ny tsindry mihatra aminโny ala.

Hetsika izay teo ambany fitarihan’Andriamatoa Minisitra
Max Andonirina Fontaine , ny Solombavambahoaka voafidy tao Fort-Dauphin, tomponโandraiki-panjakana maro ary ireo mpiara-miombonโantoka.

Ny faritra Anรดsy dia iray aminโireo faritra 13 eto Madagasikara efa tratranโny fihangazanana sy ny haintany ka niombom-peo ny rehetra hifanome tanana entina miady sy miatrika izany.

Nandritra ity fotoana ity ihany koa no nanolorana ny mari-pankasitrahana ho anโireo nahefa-be aminโny ady aminโny afo eo anivonโny Faritra Anรดsy.