๐ โJeux de Melaky sy Festival Barea: Fampirantiana kolontsaina, fanatanjahantena ary fiarovana ny tontolo iainanaโ
Dรฉveloppement durableEnvironnementMinistรจre

๐๐ข๐ช๐ฏ๐ต๐ช๐ณ๐ข๐ฏ๐ฐ 29 ๐ข๐ฐ๐จ๐ฐ๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข 2025 โ Lanonana roa sosona no notanterahina tao ๐ ๐ฎ๐ถ๐ป๐๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ โ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ ๐ฒ๐น๐ฎ๐ธ๐, ny faranโny herinandro teo : ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ผ๐ณ๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐น๐ ny โ๐๐ฒ๐๐
๐ฑ๐ฒ ๐ ๐ฒ๐น๐ฎ๐ธ๐โ ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ช๐ข๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฉ๐ข-36 sy ny โ๐๐ฒ๐๐๐ถ๐๐ฎ๐น ๐๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ฎโ ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ช๐ข๐ฏ๐บ ๐ท๐ฐ๐ข๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏ๐บ. Izy roa ireo dia ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ธ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป-๐๐ฒ๐ป๐ฎ tanterahina ao aminโny Faritra Melaky ary haharitra 10 andro.

Nitarika ny lanonana tany an-toerana Andriamatoa
Max Andonirina Fontaine , ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#๐ ๐๐๐) izay Minisitra mpiahy ny faritra Melaky, Ramatoa Razafinjato Aurรฉlie, ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป-๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ (
#๐ ๐ฃ๐ฆ), ny Solombavambahoaka miisa 5 voafidy teo anivonโny faritra ary ireo tomponโandraiki-panjakana ao an-toerana.

Vory lanona ao Maintirano avokoa ny solontena avy aminโireo distrika 5 mandrafitra ny Faritra mandray anjara aminโity hetsika ity.
Date de publication : 3 septembre 2025