๐ณ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ
Changement climatiqueEnvironnement

๐๐ฐ๐ข๐ฎ๐ข๐ด๐ช๐ฏ๐ข, 2-3-4 ๐ด๐ฆ๐ฑ๐ต๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025

Taorianโireo atrikasa tany Antsiranana, Mahajanga, Ambovombe ary Fianarantsoa, dia ๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ indray no nandray ny ๐ฎ๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ป๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ sy fanentanana momba ny fahafahana mitantana ny famatsiam-bola maintso mifandraika aminโny fiovanโny toetrandro.

Ity hetsika ity dia tafiditra ao anatinโny fanatanterahana ny rafitra iasanโny ๐๐๐๐ผ๐ฟ๐ถ๐๐ฒฬ ๐ก๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ ๐๐ฒฬ๐๐ถ๐ด๐ป๐ฒฬ๐ฒ (
#๐๐ก๐) ho anโny ๐ง๐ฎ๐ต๐ถ๐ฟ๐ถ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ถ๐๐๐ผ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ (
#๐๐๐) eto Madagasikara, izay nokarakarainโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#๐ ๐๐๐), taminโny alalanโny
#๐๐ก๐๐๐ฅ๐๐๐+ sy ny
#๐๐๐ข.

Mpisehatra maro avy aminโny sehatra tsy miankina sy miankina aminโny fanjakana ary ny fiarahamonim-pirenena, avy aminโny faritra ๐๐๐ฎ๐๐, ๐๐ผ๐ป๐ด๐ผ๐น๐ฎ๐๐ฎ, ๐๐น๐ฎ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐ฟ๐ผ, ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ถ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ผ ary ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ, no nifanakalo hevitra mikasika ny paikady sy fomba fiasa hanamorana ny fidirana aminโny famatsiam-bola ho anโny toetrandro.

๐ง๐ฎ๐ป๐ท๐ผ๐ป๐ฎ :

Hanangona ny hevitrโireo mpandray anjara momba ny rafitra iasanโny
#๐๐ก๐,

Hametraka fitaovana mahomby hanamorana ny fidirana aminโny famatsiam-bolanโny
#๐๐๐,

Fanentanana ny rafitra eo an-toerana aminโny fitantanana ny famatsiam-bola maintso, hahafahanโizy ireo misitraka izany mivantana.
Date de publication : 10 septembre 2025