๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ
Changement climatiqueEnvironnement

Ho tohinโny fakan-kevitra efa natao tany Antsiranana, Mahajanga ary Ambovombe mahakasika ny fisitrahana ny famatsiam-bola ho anโny toetrandro dia anjaranโny Fianarantsoa indray no nandray ny ๐ฎ๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ป๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ sy fanentanana aminโny fahafahana mitantana ny famatsiam-bola maintso aminโny toetrandro ny 19 – 21 aogositra 2025 teo.
Tafiditra ao anatinโny fanatanterahana ny rohifiasanโny ๐๐๐๐ผ๐ฟ๐ถ๐๐ฒฬ ๐ก๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ ๐๐ฒฬ๐๐ถ๐ด๐ป๐ฒฬ๐ฒ (
#AND) anโny ๐ง๐ฎ๐ต๐ถ๐ฟ๐ถ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ถ๐๐๐ผ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ (
#GCF) eto Madagasikara ity atrikasa ity, izay nokarakarainโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#MEDD) taminโny alalanโny
#BNCCCREDD+ sy ny
#FAO.

Mpisehatra maro miankina sy tsy miankina aminโny fanjakana ary firaisamonim-pirenena avy aminโny faritra Matsiatra Ambony, Amoronโi Mania ary Ihorombe no nifanakalo hevitra momba ny hanamorana sy hamaritana ny rafitra fomba fiasa aminโny fisitrahana ny famatsiam-bola ho anโny toetrandro.

Tanjonโny atrikasa ny fanangonana ny hevitry ny mpisehatra isan-tokony mahakasika ny rohifiasa
#AND, sy fametrahana fitaovana mahomby hanamorana ny fidirana aminโny famatsiam-bolanโny
#GCF ary fanentanana aminโny fahafahana mitantana ny famatsiam-bola maintso aminโny toetrandro ka ahafahanโny Rafitra eto an-toerana hisitraka mivantana izany (Entitรฉs d’Accรจs Direct)
Date de publication : 25 aoรปt 2025