✅ Itampolo: Fifanarahana ho Fiarovana sy Fitantanana Maharitra ny Harena Voajanahary


𝘐𝘵𝘢𝘮𝘱𝘰𝘭𝘰, 30 𝘮𝘢𝘺 2025 – Ho 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗼𝗸𝗼𝘀𝗼𝗸𝗼 ny biby sy zavamaniry ao amin’ny faritra arovana izay tantanin’ny 𝗩𝗢𝗜 𝗠𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 𝗮𝗼 𝗜𝘁𝗮𝗺𝗽𝗼𝗹𝗼 – 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗲𝗳𝗮𝗻𝗮, dia nisy ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗼𝗻𝗶𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 (𝗖𝗼𝗻𝘀𝗲𝗿𝘃𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗔𝗴𝗿𝗲𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁) 𝘁𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗗𝗥𝗘𝗗𝗗 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗲𝗳𝗮𝗻𝗮 – 𝗻𝘆 𝗢𝗡𝗚 𝗧𝗦𝗔 (𝗧𝘂𝗿𝘁𝗹𝗲 𝗦𝘂𝗿𝘃𝗶𝘃𝗮𝗹 𝗔𝗹𝗹𝗶𝗮𝗻𝗰𝗲) 𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗩𝗢𝗜 𝗠𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼.

Ity fiaraha-miasa ity dia natao indrindra 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗺𝗽𝗼𝗿𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻’𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗸𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗶𝗿𝗮𝘆 amin’ny fiarovana sy ny fitantanana maharitra ireo biby sy zavamaniry ao anatin’ny faritra arovana tantanin’ity VOI ity fa indrindra ny fitorohana ny tranga fitrandrahana an-tsokosoko izay mitranga.
Date de publication : 19 juin 2025