𝘈𝘯𝘬𝘢𝘳𝘢𝘧𝘢𝘯𝘵𝘴𝘪𝘬𝘢, 13 𝘫𝘰𝘯𝘢 2025 – Ho fanamafisana ny fiarovana ny 𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗮𝘃𝗮𝗯𝗼𝗮𝗵𝗮𝗿𝗶𝗻’𝗔𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 dia nanatanteraka fihaonana tamin’ny mponina manodidina ity 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 ity ny 𝗗𝗜𝗥𝗘𝗗𝗗 𝗕𝗼𝗲𝗻𝘆-𝗕𝗲𝘁𝘀𝗶𝗯𝗼𝗸𝗮, 𝗻𝘆 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 𝗣𝗮𝗿𝗸𝘀, 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗺𝗽𝗼𝗻’𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗸𝗶-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗶𝗳𝗼𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗭𝗮𝗻𝗱𝗮𝗿𝗶𝗺𝗮𝗿𝗶𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗺𝗶𝗼𝗺𝗯𝗼𝗻’𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝗮 nitondra fanentanana amin’ny fiarovana ity valanjavaboahary ity. Anisan’ny nitarika ity fanentanana ity ireo 𝗦𝗼𝗷𝗮𝗯𝗲 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗱𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮, 𝗻𝘆 𝗔𝗺𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮, 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗕𝗲𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗻𝗮̀𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘃𝗼𝗻𝗱𝗿𝗼𝗻𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗢𝗣𝗖𝗜, 𝗻𝘆 𝗦𝗲𝗳𝗼 𝗳𝗼𝗸𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮, ka samy nanentana ny mponina hiaro sy tsy hanimba ity faritra arovana ity satria dia maro ny tombotsoa sitrahin’ireo mponina eny ifotony ireo avy amin’ity ala ity. Anisan’ny nahitana fahombiazana amin’ny fiarovana ny valanjavaboaharin’Ankarafantsika ny 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲𝘇𝗮𝗻-𝗱𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗿𝗮-𝗱𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗹𝗼𝗻𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 ka nohamafisina nandritra ity fihaonana ity. Nisy ihany koa ny hetsika fanentanana maro isan-karazany niarahana tamin’ireo ankizy sy tanora mpianatra.