
Nanadio ny sisin-dranomasina teto Sambava ny hetsika voalohany natao androany 05 jiona 2025 anatin’ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny Tontolo iainana

sy fandraisana anjara amin’ny fanadiovana ny tanàna Amin’ny fifaninana « » Tanàna madio sy maha tehonina « ».

Nitohy tamin’ny kabary nifandibiasanan’ireo manan-pahefana teo amin’ny zaridainan’ny n’y faritra SAVA izany ary nofaranana tamin’ny Radio crochet ho an’ny mpianatra ny tapany maraina.


Ny
Goverinoran’ny Faritra Sava sy ny Préfet de Sambava ary Ben’ny Tanàna ny Commune Urbaine De Sambava no nitarika ny mpiasam-panjakana sy ny sampan-draharaha maro , ny fikambanana maro Tonga nananta teraka ny hetsika natao.