โป๏ธ๐ฟ ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฝ๐น๐ฎ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฒ๐ธ๐ผ๐น๐ ๐ฎ๐ผ ๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ.
Ao anatinโny fanamafisana ny paikady fiarovana ny tontolo iainana sy ny ady aminโny fandotoana plastika dia nanatanteraka ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ ๐ฝ๐น๐ฎ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ teny anivon’ny ๐๐ฒ๐ธ๐ผ๐น๐ ny Kaominina Ambonivohitra
#Toamasina miaraka aminโny
#DREDDAtsinanana, ny
#DRENAtsinanana ary ny orinasa
#STAR Madagascar. Hetsika izay tafiditra ao anatin’ny ๐๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ
#๐ธ๐ผ๐ฝ๐ฎ๐ธ๐ฒ๐น๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ. Ny volana jona teo no nanantanterahana ity fifaninana ity.

Ny sekoly telo (3) voalohany nahangona tavoangy plastika betsaka indrindra no hahazo mari-pankasitrahana aminโireo sekoly miisa 6 nandray anjara izay nahitana ny : ๐๐ฃ๐ฃ ๐๐๐ฝ๐ฒฬ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐ ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ, ๐๐ฒ๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฒ๐๐ผ๐ป๐ ๐ ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ๐๐ฟ๐ฎ, ๐ฬ๐ฐ๐ผ๐น๐ฒ ๐๐ฎ๐บ๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ, ๐๐๐ฐ๐ฒฬ๐ฒ ๐ฃ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ฒ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ผ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ถ๐ธ๐ฎ, ๐๐ต๐ฟ๐๐๐๐ฒ๐น๐น๐ฒ ๐ฃ๐ฎ๐ฟ๐ฐ ๐๐ป๐ธ๐ถ๐ฟ๐ถ๐ต๐ถ๐ฟ๐, ๐๐ฃ๐ฃ ๐๐ฎ ๐๐ผ๐ถ๐ฟ๐ฒ

Ny 03 Jolay 2025 no natolotra taminโny fomba ofisialy ny ยซย ๐ฐ๐ฒ๐ฟ๐๐ถ๐ณ๐ถ๐ฐ๐ฎ๐ ๐ฑ๐ฒ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐ถ๐ฝ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ปย ยป anโireo sekoly rehetra nandray anjara, izay notanterahina tao aminn’ny Biraonโny ๐๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ, niarahana tamin’Andriamatoa ๐๐ฒ๐ป’๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎฬ๐ป๐ฎ๐ป’๐ถ ๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐บ๐ถ๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป’๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ.

Tanjona aminโity fifaninanana ity ny fanamafisana ny fahadiovanโny tanร nanโi Toamasina fa indrindra ny ady aminโny fandotoana plastika.
Date de publication : 7 juillet 2025