๐งนโป๏ธ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ – ๐ช๐ผ๐ฟ๐น๐ฑ ๐๐น๐ฒ๐ฎ๐ป๐๐ฝ ๐๐ฎ๐ (#WCD)

ยซ ๐๐ฏ๐ฅ๐ข๐ฐ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ฅ๐ช๐ฐ ยป


Nomarihina androany ๐ฎ๐ฌ ๐๐ฒ๐ฝ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฑ ny โ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎโ, hetsika izay natao hanamafisana ny fanentanana sy ny fanabeazana ny tsirairay hanana fihetsika mahay mitandro ny fahadiovana sy ny fampiroboroboana ny toekarena mihodina avy aminโny fanodinana ny fako.


Tanร n-dehibe maro manerana anโi Madagasikara no niara-nientana nanamarika ity Andro maneran-tany ho an’ny fanadiovana ity
#WCD. Anisanโizany ny teny aminโny ๐ธ๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ง๐ฎ๐ป๐ท๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ผ โ ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ. Fanadiovana sy hetsika fanentanana maro isan-karazany no notanterahina tamin’izany.

Nitarika ny hetsika teny amin’ny kaominina Tanjombato Andriamatoa Minisitra
Max Andonirina Fontaine sy ny tompon’andraiki-panjakana eny an-toerana, ary nahitana ny fandraisan’anjaran’ny ๐ง๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ, ๐ณ๐ถ๐ธ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ, ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐บ๐ถ๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ปโ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ธ๐ฎ, ๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐๐๐ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ฎ, ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ.
Date de publication : 22 septembre 2025