๐จ๐ข๐ ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐๐ถ๐ฎ๐น๐ ๐๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฒ๐น๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐ข๐ฃ๐ ๐๐ฎ๐๐
๐ฒ๐ ๐๐ผ๐ฟ๐ฒฬ๐๐ ๐ฒ๐๐ผ ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐ ๐๐๐

๐๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ช๐ท๐ฐ โ 18 ๐๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025


Mpivarotra ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ tato aminโny ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐๐ถ๐ฎ๐น๐ iray no voasambotra nandritra ny velapandrika nataonโny ๐ข๐ฃ๐ ๐ฑ๐ฒ๐ ๐๐ฎ๐๐
๐ฒ๐ ๐๐ผ๐ฟ๐ฒฬ๐๐, eto anivonโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#๐ ๐๐๐).

Efa narahimaso andro maromaro ity olona ity noho ny fipariahanโny varotra sokatra nataony eto aminโny tambazotra sosialy, ka izao tratra niaraka taminโireo biby arovana saika ho amidiny izao.

Miatrika fanadihadiana izy ankehitriny, mba hamantarana ireo mpiray tsikombakomba sy tambajotra mety ao ambadika ary hatolotra ny fitsarana aorianโizay.

๐ง๐๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ : ๐ฉ๐ผ๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ท๐ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ง๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐๐๐ง๐๐ฆ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ.
๐ฅ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ eto amintsika sy ny lalร na iraisam-pirenena
#๐๐๐ง๐๐ฆ ny fihazana, famarotana, ny fitaterana, fihinanana ary ny fanondranana sokatra. ๐ฆ๐ฎ๐๐ ๐ฒ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ โ๐ญ๐ฌ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป-๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐ถ๐๐ถ๐ป๐ฎ no miandry izay tratra mandika izany miampy ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ ๐ญ๐ฌ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฎ๐ฝ๐ถ๐๐ฟ๐ถ๐๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ (๐๐ฐ๐ช ๐๐๐๐๐ 2005-018).

Ny
#MEDD dia manamafy hatrany fa tsy hilefitra aminโireo izay mbola minia mandika ny lalร na mahakasika ny biby sy zavamaniry arovana eto Madagasikara.
Date de publication : 20 novembre 2025