๐จ๐ข๐๐น๐ฎ๐ถ๐๐ผ๐น๐ฎ-๐๐๐ฎ๐๐ผ : ๐ฆ๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ญ๐ฒ๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป- ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ถ๐ป๐ผ๐ฎ

๐๐ญ๐ข๐ช๐ท๐ฐ๐ญ๐ข – ๐๐ท๐ข๐ต๐ฐ – 3 ๐ฅ๐ฆ๐ด๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025


Vokatry ny fampitam-baovao avy aminโny olon-tsotra dia tra-tehakinโny ๐ญ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ avy ao aminโny ๐ฃ๐ผ๐๐๐ฒ ๐๐๐ฎ๐ป๐ฐ๐ฒฬ ๐๐ป๐ธ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐๐ผ๐น๐ฎ โ Brigade Talatamaty anio maraina ๐๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป-๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ถ๐ป๐ผ๐ฎ monina eny
#Ilaivola –
#Ivato ny ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ญ๐ฒ๐ฎ.




Sokatra efa maty hita taritin’ny alika mivoaka ny ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ถ๐น๐ผ๐ธ๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐ป๐ ๐ถ๐น๐ฎ๐ถ๐๐ผ๐น๐ฎ no nanaitra ny mponina manodidina vao maraina ka nahatonga azy ireo hampandre haingana ny Zandary tao Ankadindravola.

Nandritra ny fisavana nataonโny zandary tao aminโny tranonโity teratany sinoa ity no nahitana ireo ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ireo ๐บ๐ถ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ ๐ฒ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ, ary misy ihany koa ny efa maty namoaka fofona teo ivelanโny vavahady sy tao anaty fanariam-pako.


Nosamborina avy hatrany ity teratany sinoa tratra tao an-toerana ity ary tazonina atao fanadihadiana eny anivonโny zandary. Ireo sokatra kosa dia nogiazana ary ho raisinโny ๐ง๐๐ฟ๐๐น๐ฒ ๐ฆ๐๐ฟ๐๐ถ๐๐ฎ๐น ๐๐น๐น๐ถ๐ฎ๐ป๐ฐ๐ฒ (
#๐ง๐ฆ๐) an-tanana ny fikarakarana sy fanaraha-maso ny fahasalamanโizy ireo.



Ny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#๐ ๐๐๐) dia ๐บ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ tanteraka ny fandraisanโandraikitra avy amintsika rehetra aminโny fizaram-baovao sy ny fandraisana fepetra haingana nataonโny Zandarimariam-pirenena izao.
Date de publication : 4 dรฉcembre 2025