๐Ÿ“๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ฌ๐˜ช๐˜ด๐˜ข๐˜ต๐˜ณ๐˜ข โ€“ ๐˜”๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ต๐˜ช๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ, ๐Ÿ“… 19 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธโ›ต๏ธVokatry ny fanomezam-baovao izay voarainโ€™ny #DREDDMelaky dia ๐—•๐—ผ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ผ tao aminโ€™ny seranantsambo Ankalalobe Ampandikoara โ€“ ao aminโ€™ny kaominina Ankisatra – Distrikanโ€™i Maintirano, no ๐˜๐—ฟ๐—ฎ-๐˜๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐—ธ๐˜† ny ๐——๐—ฅ๐—˜๐——๐—— ๐— ๐—ฒ๐—น๐—ฎ๐—ธ๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ญ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ny 19 novambra 2025 teo. ๐ŸŒณ
๐ŸŒณ๐—›๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—”๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ฉ๐—ผ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ (๐—ฃ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ) ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐Ÿฐ๐Ÿฌ๐Ÿฌ eo ho eo no tratra nokasaina haondrana taminโ€™ity botry ity. Mbola eo am-pikarohana ny tomponโ€™antoka aminโ€™ity fitrandrahana hazo an-tsokosoko ity ny mpitandro ny filaminana satria dia vaky nandositra avokoa izy ireo raha vao nahatazana ny sambo haingam-pandeha nanatona azy ireo. Efa ๐—ป๐—ผ๐—ด๐—ถ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ary anisanโ€™ny karohina ny tomponโ€™ity botry ity.
โš ๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธEfa ela no niandrasanโ€™ny TaskForce ao Melaky ity Botry ity ka izao tratra izao. Ankasitrahana tanteraka ny fifanomezan-tanana ataonโ€™ny Fitsarana, ny Zandarimariam-pirenena ao Melaky hamongorana ireo mpitrandraka an-tsokosoko ny harena voajanahary.
โ›”๏ธ๐—ก๐˜† ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—Ÿ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ณ๐˜† (#๐— ๐—˜๐——๐——) dia tsy mitsahatra ny mampahafantatra fa tsy hilefitra aminโ€™ireo rehetra tratra manao fitrandrahana an-tsokosoko ny harena voajanahary.
Date de publication : 25 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs