๐ Fitsidihana Ara-pomba Ofisialy: Ainga Vaovao ho anโny DREDD Androy miaraka aminโny Minisitra Max Fontaine
Dรฉveloppement durableEnvironnement

๐๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ท๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ฆ, 17 ๐ซ๐ฐ๐ญ๐ข๐บ 2025 – Mandritra ny fitsidihana izay tanterahinโAndriamatoa Minisitra
Max Andonirina Fontaine ao aminโny ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ dia nihaona manokana taminโireo mpiara-miasa eo anivonโny
#๐๐ฅ๐๐๐๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ ny tenany, nifanakalo hevitra aminโny fanatsarana ny tontolonโny fanatanterahana ny asa fikajiana ny tontolo iainana eo anivonโny faritra.



Nijery ny fanatanterahana ny asa fanorenana ny ๐ฏ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ผ ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ๐ปโ๐ป๐
#๐๐ฅ๐๐๐๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ ihany koa ny tenany. Fanorenana fotodrafitrasa izay vokatry ny fiaraha-miasa eo aminโny
#MEDD sy ny tetikasa
#MIONJO.

Efa ny ๐ณ๐ฎ% ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐๐ถ๐๐ฎ. Ho fitaratra eo anivonโny faritra Androy ity birao ity satria dia

๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐๐ผ ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ ๐ป๐ผ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐๐ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ azy ary ahitana ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐ปโ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ

ihany koa hamatsiana rano ny birao.
Date de publication : 25 juillet 2025