๐Ÿ“๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ช๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ง๐˜ฐ, ๐Ÿ“…18-20 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐Ÿ‘ฉโ€๐ŸŽจ๐ŸŒฟMitohy hatrany ny ezaka ataonโ€™ny #๐——๐—ฅ๐—˜๐——๐——๐—”๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ณ๐—ผ aminโ€™ny fanabeazana ara-tontolo iainana eny anivonโ€™ny sekoly. Tao aminโ€™ny ๐—ฆ๐—ฒ๐—ธ๐—ผ๐—น๐˜† ๐—™๐—๐—ž๐—  ๐—•๐—ฒ๐˜๐—ฒ๐—น๐—ฎ ๐—™๐—ฒ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ ๐—”๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, sy ny ๐—–๐—˜๐—š ๐—”๐—ด๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ณ๐˜† ๐—ฆ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐—ฒ-๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฒ no nanatontosana izany ny 18-19-20 novambra 2025.
๐ŸŒณ๐Ÿ‘จโ€๐ŸŽจFanentanana sy fanamafisam-pahalalana ho anโ€™ny mpianatra no notanterahina, nanoroana azy ireo ny fomba samihafa fiarovana ny tontolo iainana, toa ny ady aminโ€™ny fiovaovanโ€™ny toetrandro, ny fitandroana ny fahadiovana ary ny fitantanana ny fako eny an-tsekoly sy eny an-tokatrano.
โ™ป๏ธTanjona ny hamolavolana ireo ankizy mpianatra ireo ho tanora mpandray andraikitra sy manana fihetsika madio sy manaja ny tontolo iainana. Hetsika izay iarahan’ny Minisiteranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) sy ny Minisiteranโ€™ny Fanabeazam-pirenena (#MEN).
Date de publication : 25 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs