๐๐ข๐ฐ๐ฎ๐ช๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข ๐๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ช๐ฎ๐ฐ๐ณ๐ข ๐๐ถ๐ฅ – ๐๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐บ, 17 ๐ด๐ฆ๐ฑ๐ต๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025
Aires ProtรฉgรฉesBiodiversitรฉLutte contre le feu

๐๐ข๐ฐ๐ฎ๐ช๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข ๐๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ช๐ฎ๐ฐ๐ณ๐ข ๐๐ถ๐ฅ – ๐๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐บ, 17 ๐ด๐ฆ๐ฑ๐ต๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025

Natolotra taminโny fomba ofisialy ny VOI Agnalave Miray Hina ny boky mirakitra ny fanekena fampindram-pitantanana ny harena voajanahary azo havaozina manodidina ny faritra arovana Angavo.
Tao aminโny Fokontany Agnalave Mainty II Tanantsoa – kaominina Antanimora Sud – Faritra Androy no nanatanterahana ity lanonana ofisialy ity ny 17 septambra 2025 izay notarihanโny
#DREDDAndroy.

Fokontany enina eo anivonโny kaominina Antanimora Sud no mitambatra ao amatinโny VOI Agnalave Miray Hina, ary vonona tanteraka ireo mpikambana sy ny mponina ao an-toerana hitantana maharitra ny harena voajanahary izay tantanโizy ireo.
Date de publication : 7 octobre 2025