๐Ÿ“๐˜๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ท๐˜ฐ ๐˜ˆ๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข, ๐Ÿ“†21 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐Ÿก๐Ÿ˜Ho famahana sy fisorohoana ireo karazana olana ara-tontolo iainana mpitranga ao anatinโ€™ny faritra Analanjirofo , sy ho fahampahafantarana fa afaka mametraka fitarainana avokoa ny olom-pirenena rehetra dia nanatanteraka fampiofanana sy fizarana traikefa taminโ€™ireo tanora avy ao aminโ€™ny Conseil des jeunes dโ€™Analanjirofo na #YouthCouncil ny #DREDDAnalanjirofo ny 21 novambra 2025.
๐Ÿกโ™ป๏ธMahakasika manokana ny fitantanana ireo fitarainana ara-tontolo iainana sy ny Didim-panjakana MECIE Nยฐ2025 โ€“ 080 na Mise en Compatibilitรฉ des Investissements avec lโ€™Environnement no nifampizarana taminโ€™ireto tanora ireto.
๐ŸŒณ๐ŸกTao aminโ€™ny biraonโ€™ny DREDD Analanjirofo no notanterahina ny fampiofanana, ary nentanina manokana ireto tanora ireto hizara eny anivonโ€™ny fiaraha-monina misy azy ireo ny traikefa izay azony nandritra ny fampiofanana ho fanapariahana ny fandraisanโ€™andraikitra ara-tontolo iainana eny anivonโ€™ny tsirairay.
Date de publication : 25 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs