๐Ÿ“๐˜”๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ, ๐Ÿ“†02 ๐˜ฅ๐˜ฆ๐˜ด๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒณVoatendry ho ๐—ง๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—Ÿ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ณ๐˜† #๐——๐—ฅ๐—˜๐——๐——๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra notanterahina ny 19 novambra 2025, Andriamatoa ๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—œ๐—™๐—œ๐——๐—ฌ ๐—ž๐—ฒ๐—น๐—ฎ๐—ฟ๐—ฑ.
๐ŸŒฟNotontosaina ny 2 desambra 2025 ny famindranโ€™andraikitra teo aminy sy Andriamatoa RAKOTOVAOMITA Harimisa izay nisahana izany andraikitra izany teo aloha.
๐ŸŒณ๐ŸŒฟNanome voninahitra ity fotoana ity ny Lefitry ny Prรฉfet Mananjary sy ny tomponโ€™andraiki-panjakana maro ao aminโ€™ny Faritra Vatovavy. Nisaotra ny Tale teo aloha izy ireo taminโ€™ny asa rehetra izay vitany, ary nitsodrano ny Tale vaovao hahavita be aminโ€™ny andraikitra izay iantsorohany.
Date de publication : 4 dรฉcembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs