๐Ÿ“๐˜”๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ฏ๐˜ฐ, ๐Ÿ“†21 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒณ๐ŸŒฟNandritra ny fanamarihana ny โ€œ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ โ€œ #JMJ izay notanterahina tao ๐— ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ โ€“ ๐—ธ๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ท๐—ผ โ€“ ๐——๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ ๐— ๐—ฎ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ny 21 novambra 2025, dia anisanโ€™ny nandray anjara feno taminโ€™ny hetsika ihany koa ny #๐——๐—ฅ๐—˜๐——๐——๐—•๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ, taminโ€™ny alalanโ€™ny fanaovana fanentanana ara-tontolo iainana.
๐Ÿ‘ฅ๏ธ๐Ÿ“ฃNahavory ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ maro ity hetsika fanamarihana ny Andro maneran-tany ho anโ€™ny tanora tao mahatsinjo ity satria dia manodidina ny ๐Ÿฐ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ireo tanora katolika niatrika izany. Ny mahakasika ny fikajiana ny tontolo iainana, ny ady aminโ€™ny doro tanety sy ny doro ala sy fampahafantarana ny vokadratsy aterakโ€™izany, ary ny fandraisanโ€™andraikitry ny tanora aminโ€™ny fiarovana ny harena voajanahary no lohahevitra nifampizarana taminโ€™ny fanentanana.๐ŸŒฟ
๐ŸŒณ๐ŸŒณTanjona aminโ€™ny hetsika fanentanana eny ifotony sahala aminโ€™izao ny hisianโ€™ny ๐—ณ๐—ถ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ต๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ท๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ary ny hizaranโ€™izy ireo izany eny anivonโ€™ny fiaraha-monina.
Date de publication : 25 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs