๐ฅ๏ธ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐ถ๐๐ผ๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐๐ณ

๐๐ข๐ฏ๐ข๐ฌ๐ข๐ณ๐ข,

24 ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025

Voatendry ho ๐ง๐ฎ๐น๐ฒ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐
#๐๐ฅ๐๐๐๐๐ถ๐๐ผ๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra ny alarobia 19 novambra 2025 teo Andriamatoa ๐ ๐๐๐๐ญ๐๐ ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ฃ๐ถ๐ฒ๐ฟ๐ฟ๐ฒ ๐๐๐ฑ๐ผ๐๐ถ๐ฐ.

Tontosa androany 24 novambra 2025 ny famindran’andraikitra teo aminy sy Andriamatoa RAKOTOVAOMITA Harimisa DREDD V7V teo aloha.


Nitsodrano ny Tale vaovao hahefabe amin’ny andraikitra ny solontenan’Andriamatoa Minisitra niatrika ity fotoana ity, ary nankasitraka ny Tale teo aloha tamin’ny asa vitany.

Nanome voninahitra ity famindranโandraikitra ity ireo tomponโandraiki-panjakana eo anivonโny Faritra Fitovinany izay notarihanโny Prefen’i Manakara sy ny Sekretera Jeneralinโny Faritra Fitovinany ary ireo mpiara-miasa ao amin’ny DREDD Fitovinany.
Date de publication : 25 novembre 2025