๐ฅ๏ธ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ : ๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐

๐๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ท๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ฆ,

26 ๐๐ข๐ฏ๐ฐ๐ข๐ณ๐บ 2026

Tontosa tao aminโny biraonโny ๐๐ถ๐๐ฎ๐น๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ (
#๐๐ฅ๐๐๐๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐) ny famindranโandraikitra teo aminโAndriamatoa ๐ ๐๐๐๐ง๐ฆ๐๐ก๐๐ข ๐๐ฒฬ๐น๐ถ๐
๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฒ๐น๐ผ ๐๐ผ๐ฟ๐ถ๐, izay voatendry ho ๐ง๐ฎ๐น๐ฒ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ nandritra ny Filankevitry ny Minisitra notanterahina ny 20 janoary 2026, sy Andriamatoa RANDRIANDAHISATA Louis Gaspard izay nisahana vonjimaika izany andraikitra izany teo aloha.

Nitarika ity fotoana ity ny Lehiben’ny Fileovana ao Ambovombe, notroninโireo tomponโandraiki-panjakana eo anivonโny Faritra Androy sy ireo mpiara-miasa ao amin’ny DREDD Androy.
Date de publication : 27 janvier 2026