๐ฅ๏ธ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฒ๐๐ผ ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐ ๐๐๐

๐๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐บ,

26 ๐ซ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ข๐ณ๐บ 2026

Taorianโny fanendrena tomponโandraikitra ambony nandritra ny Filankevitry ny Minisitra ny talata 20 janoary 2026 lasa teo, dia tontosa teto anivonโny Minisiteranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy ny famindranโandraikitra teo aminโireo tomponโandraikitra vaovao sy ireo nisahana izany andraikitra izany teo aloha :

Andriamatoa RAMANANARIVO Hugo Ronald, ๐๐ผ๐ผ๐ฟ๐ฑ๐ผ๐ป๐ป๐ฎ๐๐ฒ๐๐ฟ ๐๐ฒฬ๐ป๐ฒฬ๐ฟ๐ฎ๐น ๐ฑ๐ฒ ๐น’๐ข๐ฟ๐ด๐ฎ๐ป๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐๐ผ๐ผ๐ฟ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ฎ๐ฐ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐๐๐ฟ๐ฎ๐๐ฒฬ๐ด๐ถ๐พ๐๐ฒ๐ ๐ฑ๐ฒ ๐น๐ฎ ๐๐ถ๐ฝ๐น๐ผ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ฒ ๐ฉ๐ฒ๐ฟ๐๐ฒ ๐ฒ๐ ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ข๐ฟ๐ด๐ฎ๐ป๐ถ๐๐บ๐ฒ๐ ๐ฅ๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฐ๐ต๐ฒฬ๐ (
#OCDVOR)

Ramatoa RANDRIATSIMIHANTA Manampisoa, ๐๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ฐ๐๐ฒ๐๐ฟ ๐ฑ๐ฒ ๐น’๐จ๐ป๐ถ๐๐ฒฬ ๐ฑ๐ฒ ๐น๐ฎ ๐๐๐๐๐ฒ ๐๐ผ๐ป๐๐ฟ๐ฒ ๐น๐ฎ ๐๐ผ๐ฟ๐ฟ๐๐ฝ๐๐ถ๐ผ๐ป (
#DULC)

Andriamatoa PANEVA Christopher Antony, ๐๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ฐ๐๐ฒ๐๐ฟ ๐ฑ๐ฒ ๐น’๐จ๐ป๐ถ๐๐ฒฬ ๐ฑ๐ฒ ๐๐ผ๐ผ๐ฟ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ข๐ฟ๐ด๐ฎ๐ป๐ถ๐๐บ๐ฒ๐ ๐ฅ๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฐ๐ต๐ฒฬ๐ (
#DUCOR)

Ramatoa MIARISOA Jeanne Emma, ๐๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ฐ๐๐ฒ๐๐ฟ ๐ฑ๐ฒ ๐น๐ฎ ๐๐ถ๐ฝ๐น๐ผ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ฒ ๐ฉ๐ฒ๐ฟ๐๐ฒ ๐ฒ๐ ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ฃ๐ฎ๐ฟ๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐๐ (
#DDVP)

Nandritra ny lahateny nifandimbiasana dia nankasitraka ny ezaka vitanโireo nitana ny andraikitra teo aloha Andriamatoa Sekretera Jeneraly, izay nisolotena anโAndriamatoa Minisitra, ary nitsodrano ireo tomponโandraikitra vaovao hahefabe aminโny adidy sy andraikitra miandry azy ireo.
Date de publication : 27 janvier 2026