๐ฅ๏ธ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐ผ๐ฒ๐ป๐

๐๐ข๐ฉ๐ข๐ซ๐ข๐ฏ๐จ๐ข,

16 ๐ซ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ข๐ณ๐บ 2026

Notontosaina tao aminโny birao fiasanโny
#DREDDBOENY ny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ teo aminโAndriamatoa ๐ฅ๐๐๐ข๐ง๐ข๐ก๐๐ก๐๐๐๐ฅ๐ฌ ๐ง๐ผ๐๐ผ๐ป๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ต๐ฎ๐ฟ๐น๐ฒ๐, voatendry ho ๐ง๐ฎ๐น๐ฒ๐บ-๐ฃ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ ๐ฎ๐ผ ๐๐ผ๐ฒ๐ป๐, sy Andriamatoa ANDRIANANTENAINA Jimmy Christian izay nisahana izany andraikitra izany teo aloha.

Nanome voninahitra ity fotoana ity ireo mpiara-miasa eo anivonโny DREDD Boeny ary notroninโny solontena avy eo anivonโPrefekitioranโi Mahajanga, ny Tonia pampanoa lalร na ao Mahajanga, ary ireo ny sampan-draharaham-panjakana eo anivonโny faritra.
Date de publication : 19 janvier 2026