๐๐ต๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ : ๐ญ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ต ๐๐ฎ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ ๐๐ฟ๐ฎ-๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฏ๐ ๐ณ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐๐๐ผ๐ป๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐๐ถ๐๐๐ฒ ๐ง๐ฟ๐ฎ๐ป๐๐ฝ๐ผ๐ฟ๐.
BiodiversitรฉEnvironnementTraffic

๐๐ข๐ฉ๐ข๐ซ๐ข๐ฏ๐จ๐ข, 7 ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025


Vokatry ny fiaraha-miasa teo aminโny Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy
#DREDDBoeny sy ny zotram-pitaterana
#CotisseTransport, dia tra-tehaka tao aminโny toeram-pihantsonanโity zotra ity ao Mahajana ny fikasana hanondrana aty Antananarivo zanaka ๐ฆ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ na ๐๐ณ๐ฐ๐ฑ๐ช๐ต๐ฉ๐ฆ๐ค๐ถ๐ด ๐๐ฆ๐ณ๐ณ๐ฆ๐ข๐ถ๐น๐ช ๐ค๐ฐ๐ฒ๐ถ๐ฆ๐ณ๐ฆ๐ญ๐ช misa ๐ต. Nokasaina ho alefa โcolisโ aty Antananarivo ireto biby arovana ireto, ary tsy nampahafantarina fa biby no tao anatinโโilay entana nalefa.


Ny andronโny 7 novambra 2025 teo no saika handefasana ireto varika ireto. Tsikaritry ny tomponโandraikitra eo anivonโny Cotisse Transport anefa fa biby no tao anatiny ka nosavaina izany, ary teo no nahitana fa varika no tao anatiny.


๐๐ผ ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐บ๐ฝ๐ผ๐ปโ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ธ๐ฎ nandefa ireto varika ireto avy any Mahajanga sy ny nandefasana azy aty Antananarivo ny eto anivonโny Minisitera sy ny Mpitandro ny filaminana ankehitriny.


๐๐บ๐ฝ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐ต๐ถ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ
#๐๐๐ง๐๐ฆ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ผ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ.



Napetraka eny aminโny ivon-toerana matihanina aminโny fikarakarana azy ireto varika ireto hanaraha-maso ny fahasalam
Date de publication : 10 novembre 2025