๐๐ฟ๐ฏ๐ญ ๐ผ๐ธ๐๐ผ๐ฏ๐ฟ๐ฎ : ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ
Aires ProtรฉgรฉesBiodiversitรฉ

โ๐๐ณ๐ข๐บ ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ท๐ข๐ณ๐ช๐ฌ๐ข, ๐ฉ๐ฐ ๐ง๐ช๐ต๐ด๐ช๐ฏ๐ซ๐ฐ๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฉ๐ฐ๐ข๐ท๐บโ


Karazam-biby mampiavaka manokana anโi Madagasikara ny varika satria ireo varika 102 karazana izay hita ankehitriny dia tsy fahita raha tsy eto amintsika avokoa.

Mandray anjara feno aminโny faharetanโny ala sy ny karazanjavamananaina ao aminy ny varika ary karazam-biby tena misarika mpizahatany maro eto Madagasikara. Vokatry ny tsindry maro mihatra aminy, toa ny fahapotehanโny toeram-ponenany, ny fihazana, ary ny fiompiana azy izay raranโny lalร na, dia atahorana ho lany tamingana izy ireo.


โNdao hifanome tanana sy hifanentana isika hiaro ny varika
Date de publication : 29 octobre 2025