๐ก๐ฅ๏ธ๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ : ๐ง๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ต ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ.๐ฟ
Aires ProtรฉgรฉesEnvironnement

Tanora miisa 99 avy amina fikambanana maro isan-karazany ao ๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ no nandray anjara taminโny ๐ณ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ โ๐ ๐ฒฬ๐ฐ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐บ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐๐ฒ๐๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฑ๐ฒ ๐ฃ๐น๐ฎ๐ถ๐ป๐๐ฒ๐ ๐๐ป๐๐ถ๐ฟ๐ผ๐ป๐ป๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐น๐ฒ๐ (
#๐ ๐๐ฃ). Hetsika fampiofanana tafiditra ao anatinโny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ izay napetraky ny Minisiteranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#๐ ๐๐๐) ho fanamafisana ny traikefanโizy ireo aminโny fiarovana ny tontolo iainana.

Ny
#DREDDAtsinanana no nanatanteraka ny fampiofanana ny 11 novambra 2025, tao aminโny efitra malalakinโny Kaominina Toamasina.

Tanjona ny ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ho lasa ๐บ๐ฝ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ป๐ผ ๐น๐ฎ๐ธ๐ผ๐น๐ผ๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ eny anivonโny fiaraha-monina misy azy avy. Nampahafantarina azy ireo fa manan-jo hitaraina ny olom-pirenena rehefa misy tranga fanotohitohinana ara-tontolo iainana sy ara-tsosialy miseho.


Anisanโireo fikambanana nandray anjara ny WBTS, MJC, ONG JEADD, IWT, TAFOMIAAVO, Fleurs รveillรฉes, ASTRE, Jeune FPFE, CEERE, Greenbox, GEN Z, Mpanazava eto Madagasikara, Association des รฉtudiants HDD, RJDD, ISSEDD, Gรฉographie et Economie, ary niarahana taminโny Faritra Atsinanana, ny Kaominina Toamasina ary ny Firaisamonim-pirenena.

Hitohy aminโny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ฎ ๐น๐ฒ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ฒ๐ณ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ao an-toerana ny fiofanana.

ยซย ๐ง๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐บ๐ฎ๐๐ผ ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ.ย ยป

Date de publication : 12 novembre 2025