๐ก๐ฟ๐ง๐ผ๐ฟ๐ผ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ท๐ ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ (๐๐ฃ๐๐ฅ)
Dรฉveloppement durableEnvironnementMinistรจre

๐๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข๐ญ๐ข โ ๐๐ฎ๐ฃ๐ข๐ต๐ฐ๐ฃ๐ฆ,

22 ๐ฅ๐ฆ๐ด๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025

Taorianโny fankatoavana nataonโny Filan-kevitry ny Minisitra, dia niroso taminโny fampahafantarana sy fanapariahana ny torolalana momba ny ๐๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ท๐ ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ (
#๐๐ฃ๐๐ฅ) ny Minisiteranโny Tontolo iainana syn y Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD).


Ny APER dia natao indrindra hanentanana sy hitaizana ny ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ hanana ๐ณ๐ถ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ท๐ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ (รฉcogestes) eny anivonโny toeram-piasana sy aminโny fiainana andavanandro. mba hahafahana miaraka manomboka ny fampiharana ny ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐บ๐ถ๐ธ๐ฒ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐น๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ณ๐ eo anivonโireo Fitantanan-draharaham-panjakana.


Nisantarana ny fizarana ity torolalana ity arakโizany ireo mpikambana ao aminโny ๐๐ฒ๐น๐น๐๐น๐ฒ ๐๐ป๐๐ถ๐ฟ๐ผ๐ป๐ป๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐น๐ฒ ๐ฆ๐ฒ๐ฐ๐๐ผ๐ฟ๐ถ๐ฒ๐น๐น๐ฒ (
#CES) ary ezahina ny hanapariahana izany eny anivonโny sampandraharaham-panjakana isan-tokony ho fampiroboroboana ny fandraisanโandraikitry ny tsirairay aminnโny fiarovana ny tontolo iainana.
Date de publication : 5 janvier 2026