๐ก๐ณ๐๐ฟ๐ฒ๐ฒ๐ป ๐๐ฐ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฆ๐ฐ๐ต๐ผ๐ผ๐น : ๐๐๐ฐ๐ฒฬ๐ฒ ๐ก๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฎฬ๐ป๐ฎ – ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ
Education environnementaleEnvironnement
Mavitrika tanteraka ny mpanabe sy ny tanora mpianatra eo anivonโny ๐๐๐ฐ๐ฒฬ๐ฒ ๐ป๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ aminโny fandraisana anjara aminโny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ao anatinโny tetikasa Green Action School (
#GAS). Ny
#๐๐ฅ๐๐๐๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐น๐๐ฏ ๐ฒ๐ป๐๐ถ๐ฟ๐ผ๐ป๐ป๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐น ๐ก๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฎฬ๐ป๐ฎ no mitarika ny fanentanana eo anivonโny toeram-pianarana.


Taorianโny fiasana ny toeram-pambolena eo anivonโny sekoly dia niara-namboly katsaka, tsaramaso ary anana ireo mpianatra. Fampiharana izay entina hanamafisana ny fahaiza-manaonโizy ireo aminโny fomba atao rehefa mamboly.


Notohizana ihany koa ny fanatsarana sy ny fandravahana ny zaridainanโny sekoly taminโny fampiasana ny tavoahangy plastika izay nangonina. Nampitaina taminโireo ankizy fa azo atao tsara ny ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ผ hisorohana ny fandotoana aterany. Ankoatra ny fanodinana ny fako dia zarina hahay hifantina ny fako ireo mpianatra hanamorana ny fanodinana azy, nampiasaina taminโizany ireo dabam-pako avy aminโny
#SMA.
Date de publication : 1 dรฉcembre 2025