๐Ÿ“๐˜”๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข, ๐Ÿ“†11 ๐˜ฅ๐˜ฆ๐˜ด๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸกSekoly anisanโ€™ny manao laharam-pahamehana ny fanabeazana ny mpianatra ao aminy, aminโ€™ny fikajiana ny tontolo iainana ny ๐—–๐—˜๐—š ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฒ.
๐Ÿก๐ŸŒณNitsidika ity sekoly ity Andrimatoa ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐— ๐—ถ๐—ฐ๐—ต๐—ฎ๐—ฒฬˆ๐—น nandritra ny fandalovany ao aminโ€™ny faritra Fitovinany ary nanamafy ny maha-zava-dehibe ny fanabeazana ara-tontolo iainana eny anivonโ€™ny sekoly ho fitaizana ny tanora handray andraikitra aminโ€™ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny ala.
๐Ÿก๐ŸŒฑNiara-nientana taminโ€™ireo tanora taminโ€™ireo mpianatra mivondrona ao aminโ€™ny ๐—–๐—น๐˜‚๐—ฏ ๐—ฒ๐—ป๐˜ƒ๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—น๐—ฒ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—–๐—˜๐—š ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฒ Andrimatoa Minisitra taminโ€™ny famokarana zanakazo eo anivonโ€™ny sekoly, ary nanentana azy ireo hizara eny anivonโ€™ny fiarahamonina misy azy ireo ny maha-zava-dehibe ny fambolen-kazo sy ny fanarenana ny ala.
Date de publication : 16 dรฉcembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs