๐ฟ โFarihinโi Matsaborimena: Harena mando ao Bemanevika miaro ny gana fotsy maso tsy manam-paharoaโ ๐ฆ


Faritra mando manana ny lanjany ara-boajanahary ary voasokajy ho ๐ฆ๐ถ๐๐ฒ ๐ฅ๐๐ ๐ฆ๐๐ฅ ny ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ต๐ถ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ฟ๐ถ๐บ๐ฒ๐ป๐ฎ ao anatinโny ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ. Ao aminโny ๐๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐ถ
#๐๐ฒ๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ โ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ
#๐ฆ๐ผ๐ณ๐ถ๐ฎ no ahitana azy, ary anisanโny mampiavaka azy ny fananany karazam-borona maro ary misy aminโizy ireo no tsy fahita raha tsy eto Madagasikara. Anisanโizany ny ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ผ๐๐๐ ๐บ๐ฎ๐๐ผ (๐๐บ๐ต๐ฉ๐บ๐ข ๐ช๐ฏ๐ฏ๐ฐ๐ต๐ข๐ต๐ข), karaza-borona tsy fahita raha tsy aminโiny faritra Sofia iny ary atahorana ho lany tamingana.




Mifanome tanana aminโny fiarovana anโi Bemanevika ny ๐ง๐ต๐ฒ ๐ฃ๐ฒ๐ฟ๐ฒ๐ด๐ฟ๐ถ๐ป๐ฒ ๐๐๐ป๐ฑ izay mpitantana ny faritra arovana sy ny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#๐ ๐๐๐) aminโny alalanโny ๐๐ฅ๐๐๐ ๐ฆ๐ผ๐ณ๐ถ๐ฎ hitantanana maharitra ity valanjavaboary tsy manam-paharoa ity.

Date de publication : 27 octobre 2025