๐Ÿ“๐˜๐˜ข๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜บ, ๐Ÿ“†21 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒณNy fanamafisana ny fanabeazana ara-tontolo iainana dia fanoitra lehibe iray mikendry ny fizarana fahalalana tsara ho anโ€™ny ankizy sy ny tanora ary amolavolana azy ireo ho taranaka mahay mandray andraikitra sy mahafantatra ny lanjanโ€™ny tontolo iainana.
๐ŸŒณNy 21 novambra 2025 dia nanatanteraka fanabeazana ara-tontolo iainana tao aminโ€™ny CEG Vohitsara Vatomandry ny #DREDDAtsinanana. Ankizy ๐Ÿ‘ฆ๐Ÿ‘ง miisa 180 no nisitraka izany, ary lohahevitra maro no nifampizarana taminโ€™izany :
โ†—๏ธFamaritana ankapobenโ€™ny atao hoe tontolo iainana
โ†—๏ธFikojakojana sy fanatsarana ny zaridaina ao an-tsekoly
โ†—๏ธFahadiovana sy ny fitantanana ny fako ao an-tsekoly
Date de publication : 25 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs