๐Ÿ“Œ๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ท๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ข, 7 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒณAnisanโ€™ny tsindry lehibe mihatra aminโ€™ny valanjavaboary #Makira ny fisiana fitrandrahana vato sarobidy an-tsokosoko ao anaty ala.
๐ŸŒณ๐ŸŒณHo fanamafisana ny fisorohana ireo karazana tsindry ireo dia nanatanteraka fihaonana maika teto anivonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) ny tomponโ€™andraikitra isan-tokony notarihanโ€™Andriamatoa Minisitra MANESIMANA Rafanomezantsoa Michaรซl, ny mpitantana ny valanjavaboahary Makira, ny mpitandro ny filaminana ary mpiara-miombonโ€™antoka maro, nametraka paikady iombonana entina manamafy ny fiarovana ity valanjavaboary ity.
๐ŸŒฟ๐ŸŒณAnkoatra ny fampiharana ny lalร na sy ny fanesorana ireo mpitrandraka an-tsokosoko vato sarobidy ao anaty ala, dia tsy maintsy hamafisina ihany koa ny fanohanana ireo mponina mipetraka manodidina ny faritra arovana aminโ€™ny alalanโ€™ny fanatsarana ny velontenanโ€™izy ireo mba tsy hiankin-doha tanteraka aminโ€™ny ala izy ireo.
๐ŸŒณTombontsoa maro no sitrahintsika avy aminโ€™ireny faritra arovana ireny satria ankoatra ny fisianโ€™ny mpizahatany izay mampihodina ny toekarena eny ifotony dia avy ao ihany koa no misy ny loharano ampiasaintsika andavanandro ary ny ala ao aminy no miantoka ny faharetanโ€™ireo zavamaniry sy biby ao aminy.
Date de publication : 10 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs