
๐๐๐๐ก-๐๐๐๐๐,

10 ๐๐๐๐๐๐๐ฆ 2026
ยซ๐๐ข๐ฏฬ๐ช๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ข๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ญ๐บ ๐ฌ๐ข๐ฌ๐ข๐ป๐ฐ, ๐ฎ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ข๐ต๐ข๐ฏฬ๐ข ๐ข๐ช๐ฏฬ๐บยป

Tao
#Andrimbovontsona, Kaominina ๐ฃ๐ผ๐ฟ๐-๐๐ฒ๐ฟ๐ด๐ฒฬ, no nanombohana taminโny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo tao aminโny faritra Sofia.


Zanakazo miisa 2 300, nahitana zanakazo zanatany sy hazo fihinam-boa no novolena taminโny velaran-tany 2,50 hekitara.

Nitarika ny hetsika ny
#DREDDSofia ary notroninโny Solombavambahoaka voafidy tao aminโny distrikanโi Port-Bergรฉ, ny Lehibenโny Faritra Sofia, ny tomponโandraiki-panjakana eo anivonโny faritra, ny mpitondra fivavahana, ny mpiara-miombonโantoka, ny mpitandro ny filaminana ary ny mponina ao Andrimbovontsona.

Nanentana ireo Kaominina miisa 120 ao Sofia ny Lehibenโny Faritra hanamafy ny fambolen-kazo, hikobaby sy hikolokolo ireo hazo novolena mba ho lova ho anโny taranaka.


Nofaranana taminโny fanolorana fatana mitsitsy ho anโireo izay nahavita namboly zanakazo betsaka tao aminโny Fokontany Andrimbovontsona ny lanonana ho fanehoana ny fankasitrahana azy ireo.