
๐๐ข๐ฉ๐ข๐ซ๐ข๐ฏ๐จ๐ข ๐๐,

9 ๐ซ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ข๐ณ๐บ 2026
โ ๐ฐ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ โ


Fambolena zanakazo zanatany miisa 5000 tamin’ny velarantany mirefy 5 ha no nanombohana ny fambolen-kazo tao Mahajanga, izay notanterahina teny aminโny Tobinโala Marohogo ny 9 janoary 2026. Nitarika ny hetsika ny
#DREDDBoeny ary notroninโny Solombavambahoaka voafidy tao Mahajanga II sy ny Prefenโi Mahajanga ary ireo tompon-andraiki-panjakana maro eo anivonโny faritra.