๐ฟ๐ฑ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป-๐ธ๐ฎ๐๐ผ : ๐ง๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฒ๐น๐ผ๐บ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐ป๐ผ๐๐ผ๐น๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐๐ถ๐ป๐ท๐ผ, ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฏ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ป๐๐๐ถ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ฏ๐ผ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป-๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฐ-๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฑ

๐๐ข๐ฉ๐ข๐ต๐ด๐ช๐ฏ๐ซ๐ฐ, ๐๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ฃ๐ข, ๐๐ฏ๐ต๐ด๐ช๐ข๐ง๐ข๐ฃ๐ฐ๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข โ

12 ๐ฅ๐ฆ๐ด๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025


Nanatanteraka ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐บ๐ฎ๐๐ผ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป-๐ธ๐ฎ๐๐ผ niarahana taminโny ๐๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฃ๐๐๐ tao aminโny ๐ธ๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐๐ถ๐ป๐ท๐ผ, ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฏ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ป๐๐๐ถ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ฏ๐ผ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ny
#๐๐ฅ๐๐๐๐๐ฒ๐๐๐ถ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ny 10 โ 12 desambra 2025 teo, ahafahana manombana sy manatsara hatrany ny fahombiazanโny fambolen-kazo izay notanterahina teny anivonโireo kaominina ireo.


Nandritra ny taom-pambolen-kazo 2024-2025 no nambolena ireto hazo ireto ary hita nandritra ny fanaraha-maso natao fa tsara ny vokatra satria dia manodidina ny 50% hatraminโny 98% ny taham-pahavelomanโireo zanakazo novolena. Nahitana soritrโaretina kosa ny zanakazo ambiny, antony nahatonga ny fahafatesany.


Nanaovana ๐ฒ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐น๐ฒ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ ๐ป๐ ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฑ๐ผ๐ฟ๐ผ ๐๐ฎ๐ป๐ฒ๐๐ satria ankoatra ny fanamafisana ny fanentanana dia nametrahana aro afo ara-potoana manodidina ny toeram-pambolen-kazo, ka voaaro mialoha taminโny afo avokoa ireo zanakazo novolena.
Date de publication : 5 janvier 2026