๐Ÿ“๐˜”๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ต๐˜ช๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ, ๐Ÿ“†5 ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026
๐ŸŒฑ๐ŸŒฑFotoana tena tsara anatanterahana ny fambolen-kazo izao fotoana maha-betsaka ny rotsakโ€™orana izao. ๐ŸŒง๐ŸŒง Manasa ny tsirairay eo anivonโ€™ny faritra arakโ€™izany ny #DREDDMelaky ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ถ๐—ณ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ eny aminโ€™ireo tanin-janakazonโ€™ny DREDD eny anivonโ€™ireo distrika rehetra ao aminโ€™ny faritra.๐ŸŒฟ
๐ŸŒณ๐ŸŒฑAfaka mifandray mivantana aminโ€™ny Benโ€™ny Ala isaky ny disttika ireo izay maniry hisitraka zanakazo ary manaraka ny fepetra izay voafaritra aminโ€™izany. Ahitana ๐—”๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ary ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป-๐—ธ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ avokoa ireo tanin-janakazo ireo, ary ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜†.
๐ŸŒฟ๐ŸŒฑRaha tsy manana tany hambolena isika dia afaka manampy anao ny DREDD Melaky hahafahanao mamboly hazo.๐ŸŒฟ
Date de publication : 7 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs