๐ŸŒฑ๐ŸŒฑMponina miisa 639 ao aminโ€™ny distrikanโ€™i Betioky Atsimo sy Ampanihy – Faritra Atsimo Andrefana no nisitraka fampiofanana mahakasika ny famokarana zanakazo sy ny tsara ho fantatra hampahomby ny fambolen-kazo, izay notanterahinโ€™ny DREDD Atsimo Andrefana.
๐ŸŒต๐ŸŒณNy hahafahana mamokatra zanakazo tsara kalitao sy mifanaraka aminโ€™ny filana eny ifotony, fanamafisana ny fandraisanโ€™ny mponina eny ifotony aminโ€™ny fambolen-kazo sy ny fiarovana ny ala no tanjona.
๐ŸŒฟ๐ŸŒฑNahitana solontena nanaraka ny fiofanana avokoa ny fokontany miisa 25 ao aminโ€™ny distrikanโ€™i Betioky Atsimo sy ny fokontany 49 ao aminโ€™ny distrikanโ€™Ampanihy.
๐ŸŒณMiasa miaraka ho anโ€™ny tontolo iainana maitso sy maharitra.๐Ÿก
Date de publication : 16 dรฉcembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs