๐ฟ๐ต ๐ฑ๐ฒ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ: ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐น๐ถ๐ธ๐ผ๐น๐
lutte contre la corruptionMinistรจre

Teny aminโny Ministeranโny Raharaham-bahiny Anosy no nanamarihana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena aminโny Ady aminโny Kolikoly izay notanterahina androany 9 desambra 2025.


Niompana manokana taminโny lohahevitra ยซ๐๐ช๐ข๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ต๐ข๐ฏ๐ฐ๐ณ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ข๐ฅ๐บ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ฌ๐ฐ๐ญ๐ช๐ฌ๐ฐ๐ญ๐บ : ๐ฉ๐ข๐ฎ๐ฐ๐ญ๐ข๐ท๐ฐ๐ญ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ข๐ฏ๐จ๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ต๐ด๐ฐยป ny lohahevitry ny fankalazana taminโity taona ity, noho ny maha-zava-dehibe ny ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ, ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ผ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐น๐ถ๐ธ๐ผ๐น๐.


Nandray anjara taminโity hetsika ity ny Ministeranโny Tontolo Iainana sy Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD). Nandritra izany no ๐ป๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ปโ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ผ๐บ๐ฝ๐ผ๐ปโ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐, sy ireo mpampihatra lalร na (Officiers de Police Judiciaire)
#OPJ eto anivonโny
#MEDD, taminโny
#BIANCO taminโny alalanโAndriamatoa ANDRIATSIHALA Nolave Luck Aristide, Sekretera Jeneralinโny MEDD.

Nisy ihany koa ny fampahafantarana nataonโny MEDD taminโny alalanโny Direction de lโUnitรฉ de Lutte contre la Corruption
#DULC ny ady aminโny kolikoly ara-tontolo iainana, izay voarakitra ao anatinโny Politika anatiny iadiana aminโny Kolikoly (๐ฃ๐ผ๐น๐ถ๐๐ถ๐พ๐๐ฒ ๐๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ป๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐๐๐๐๐ฒ ๐ฐ๐ผ๐ป๐๐ฟ๐ฒ ๐น๐ฎ ๐๐ผ๐ฟ๐ฟ๐๐ฝ๐๐ถ๐ผ๐ป).

Nisongadina nandritra ity andro ity ny fanamafisanโny fanjakana sy ireo mpisehatra rehetra aminโny ady aminโny kolikoly, sy ny tsy fandeferana manoloana ny tranga kolikoly
#tolรฉrancezรฉroยป
Date de publication : 16 dรฉcembre 2025