
โ๐๐ป๐ข๐บ ๐ฎ๐ข๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ญ๐บ ๐ฉ๐ข๐ป๐ฐ, ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฎ๐ฆ ๐ข๐ช๐ฏ๐ขโ


Misokatra aminโny fomba ofisialy androany 17 desambra ny taom-pambolen-kazo 2025-2026. Fambolena zanakazo miisa 12 000 tamina velarantany mirefy 10Ha tao aminโny ๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ฎ โ ๐๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐บ๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐๐๐ถ๐ฎ๐๐ผ๐๐ถ๐ธ๐ฎ โ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐๐ฎ๐๐ no nisantarana izany.


Nitarika ny fotoana teny Amboara – Imerintsiatosika ny Mpanolotsaina Avonโny Fanavaozana, ny ๐๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฒ๐น๐ ๐ฅ๐๐ ๐ฃ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฉ๐ข ๐ฆ๐ผ๐น๐ผ๐ณ๐ผ๐ป๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ง๐ต๐ถ๐ฒ๐ฟ๐ฟ๐ sy ny ๐๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฒ๐น๐ ๐ญ๐๐๐๐ง๐๐ฆ๐ข๐ก๐๐ฅ๐ฌ ๐ฅ๐๐ก๐ข๐๐๐ฆ๐ข๐ก ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฐ๐ฒ๐น๐น๐ถ๐ป ary notroninโny Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD), Andriamatoa ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ ๐๐ก๐ ๐ฅ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒฬ๐น, ny Solombavambahoaka voafidy tao Arivonimamo, Andriamatoa ๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐ ๐ฃ๐๐๐ก๐๐ก๐ ๐ฅ๐ฎ๐ท๐ฒ๐ฟ๐ถ๐๐ผ๐ป ๐๐ป๐๐ผ๐ถ๐ป๐ฒ, ny Faritra Itasy ary ny tomponโandraiki-panjakana isan-tsokajiny sy ny mpiara-miombonโantoka.


Zava-dehibe ny fanarenana ny ala izay miantoka ny firindranโny fiainantsika sy ny taranaka, ny faharetanโny harena voajanahary ary ampinga entina miady sy iatrehana ny fiovanโny toetrandro. ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ฑ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธโ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ถ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ.


Tadidio anefa ! Tsy mamboly fotsiny isika fa mampaniry hazo !

Izay mamboly hazo, manome aina !

Ataovy laharam-pahamehana ny fikolokoloana sy fanaraha-maso azy ireny!
๐๐ป๐ฑ๐ฎ๐ผ ๐ต๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ต๐ถ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐๐ถ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ถ๐๐๐ผ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ฑ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ.