๐ŸŒฑKarazan-kazo tsy fahita raha tsy eto Madagasikara ny Bontaka. Ny vatany maka endrika tavoahangy sy ny voniny marevaka mavo no anisanโ€™ny mampiavaka azy.๐ŸŒฟ
๐Ÿ“Any aminโ€™ny toerana maina sy misy kirihitra no ahitana azy, ary matetika miraikitra aminโ€™ny vatolampy na fasika.๐ŸŒต
๐Ÿšจโ›”๏ธ Voasokajy ao anatinโ€™ny ๐—ง๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—œ (๐—”๐—ป๐—ป๐—ฒ๐˜…๐—ฒ ๐—œ) ๐—ป๐˜† ๐—Ÿ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—–๐—œ๐—ง๐—˜๐—ฆ ity karazan-javamaniry ity. ๐—ฉ๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐Ÿšซ arakโ€™izany ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜‡๐˜†, hiarovana azy tsy ho lany tamingana.
โœจ๐ŸŒฟ Ny ๐˜—๐˜ข๐˜ค๐˜ฉ๐˜บ๐˜ฑ๐˜ฐ๐˜ฅ๐˜ช๐˜ถ๐˜ฎ ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜จ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ด๐˜ฆ dia zavamairy kely, manana vatana malama sy miendrika โ€œtubรฉriforme ยป. Karazan-javamaniry sarobidy, anisanโ€™ny manome endrika miavaka ny hakantonโ€™ny harena voajanahary eto Madagasikara.๐ŸŒณ
Date de publication : 22 septembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs