๐ฟ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฏ๐ผ : ๐ก๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ต๐ถ๐ฑ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฑ๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป-๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ฎ

๐๐ข๐ฉ๐ข๐ฃ๐ฐ,

15-18 ๐ฅ๐ฆ๐ด๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025

Ho fifehezana sy fanamafisana ny fampanarahan-dalร na aminโny fanaovana arina fandrehitra sy ny fanaovana kitay ao aminโny faritra Menabe dia manamafy ny fanentanana aminโireo fepetra tsy maintsy arahina sy ny fampiharana ny lalร na mahakasika izany ny
#DREDDMenabe.

Ny 15-18 desambra 2025 dia manamorona ny lalam-pirenena faha-35
#RN35 izay mampitohy anโi
#Morondava sy
#Malaimbandy no nanatanterahana izany, izay hita ho misy fitomboany ny mpanao arina fandrehitra aminโiny toerana iny.


Nentanina ireto mpanao arina fandrehitra ireto hivondrona anaty fikambanana iray ary tsy maintsy mandray anjara aminโny fambolen-kazo hisorohana ny fandripahana ny ala.
Date de publication : 5 janvier 2026