๐ŸŒฑ๐ŸŒฑFotoana tena tsara anaovana fambolen-kazo izao vanim-potoana fahavaratra izao satria mahazo rano tsara ireo zanakazo ka mampalaky ny fitomboany.
๐ŸŒฑ๐ŸŒฟEfa misokatra ny fizarana zanakazo eo anivonโ€™ny #๐——๐—ฅ๐—˜๐——๐——_๐—œ๐—ต๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฒ ho antsika izay maniry hanatanteraka fambolen-kazo sy hisitraka zanakazo. Asaina arakโ€™izany isika izay maniry hisitraka zanakazo tsy hisalasala hanatona ny biraonโ€™ny Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy ao Ihorombe fa efa vonona ny handray antsika rehetra izy ireo.๐ŸŒฑ๐ŸŒ
Date de publication : 20 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs